Archives par mot-clef : Ravalomanana 2018

Ny « Lainga sy Fitaka ary von’olona » (Rajoelina-2009). Ny « Vahoaka » mifidy (2018). « La dérive mortelle d’un tgv qui déraille ».

Cette galerie contient 2 photos.

– “Vahoaka” vs. “Dahalo ambony latabatra” 12/11/2018 Quelle différence y-a-t’il entre un tgv et Andry Rajoelina? Aucune! Lorsqu’ils déraillent, tous deux ne s’arrêtent pas. Le tristement célèbre tgv national et la pieuvre qui se trouve au poste de commandement se … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Alahady 4 Novambra 2018. Sadec, OIF, U Européenne. Akon’ny laharana 25, Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– 4/11/2018.FIHAONANA NIARAKA TAMIN’NY VONDRONA EOROPEANA (UE), SADEC, OIF.Marc Ravalomanana – Ofisialy Vondrona U Européenne. Vondrona Sadec Vondrona OIF – –  

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

« Malagasy iray isika ». Dada Ravalomanana, video.

Cette galerie contient 2 photos.

– MALAGASY TONGA SAINA TSY AZO FITAHINA TSY AMPIASANA HERISETRA ; TSY MANAIKY NY FAMPIZARAZARANA SATRIA NOSY MADAGASIKARA KA TSY HO ZARAZARAINA !!! HO FAMPIVOARANA NY MALAGASY DIA HIRAY HINA ISIKA REHETRA HANOHANA AN’I DADA Marc RAVALOMANANA ILAY NUMERO 25 … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

(3) Fifidianana 2018 (J-26), 12 Oktobra. Vohemar. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

VOHEMAR Faly tena faly aho nihaona taminareo teto VOHEMAR. Toerana mahafinaritra ahy aty ary isany hitondrako fampandrosoana rehefa hametrahanareo fitokisana aho. Tokana ny safidinao dia i Dada. Marc Ravalomanana – Ofisialy #Fidio_MR_25 « Fahombiazana tanteraka ny hetsika fampielezan-kevitra teto Vohemar. Tonga maro … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

(1) Fifidianana 2018 (J-26), 12 Oktobra. Amboangibe, Sambava, Antalaha. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

AMBOANGIBE Faly tena faly aho nifankahita taminareo teto Amboangibe. Ny MANIFESTO no fifanomezan-toky ifanaovako aminareo eto. Ny fandriampahalemana no tena mampitaraina anareo eto. Ao anatin’ny MANIFESTO ny vahaolana amin’ izany ary ho tanterahitsika izany. Marc Ravalomanana – Ofisialy FIDIO ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Tsiroanomandidy, 29 Aogositra 2018. Ny raharaha 2009 sy ny vokany. Marc Ravalomanana. Video.

Cette galerie contient 2 photos.

Filoha Marc Ravalomanana Tao Tsiroanomandidy. – TSY NISY FANAMPIANA AVY ANY IVELANY HONO NEFA NAHAVITA !!!! RAHA misy olona Tena novidian’ny Gasy Tena lafo teo @ nametrahana azy NEFA dia tena namotika zavatra tsy toko tsy forohana indrindra dia RAJOELINA! … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Very fotoana i Madagasikara, izay folo taona lasa teo izay… » Antso.

Cette galerie contient 2 photos.

Very fotoana i Madagasikara, izay folo taona lasa teo izay, koa miantso antsika Malagasy tia fandrosoana rehetra hisafidy ny Kandidà izay maharesy lahatra tanteraka anao ho afaka hanarina haingana an’i Madagasikara ka tsy hilantsika 2ème tour indray, handaniana fotoana, handaniana … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

TIM sy KMMR « Mpirahalahy mianala sy mifampatoky ary mifanampy ». Constant Ravelson.

Cette galerie contient 2 photos.

Mpirahalahy mianala sy mifampatoky ary mifanampy, ny TIM sy ny KMMR hoy Constant Raveloson mpandrindra ny KMMR, olona nanota teto amin ‘ny firenena no mihezaka manadio tena, no manao propagandy alohan ‘ny fotoana amin ‘izao. Arp Helisoa – TIM sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fjkm Faliary Anjeva, Pentekosta 20 May 2018. Marc Ravalomanana mianakavy.

Cette galerie contient 2 photos.

Fifaliana lehibe ho anay mianakavy ny niara-niombombavaka nankalaza ny Pantekosta teto amin’ny FJKM Faliary Finoana Anjeva. Mirary ny fitarihan’ny Fanahy Masina sy ny fahasoavan’Andriamanitra ho an’ny rehetra. Marc Ravalomanana – Ofisialy. 20 Mai 2018. –

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Kmmr-Marc Ravalomanana,10 Febroary 2018. Magro-Behoririka.

Cette galerie contient 2 photos.

– TATITRA MAGRO ASABOTSY 10 FEBROARY 2018 Nitarika ny hetsika ny Filohan’ny KMMR 2018 Raveloson Constant sy R. Hélian ary R. Feno. 1/ Nilaza ny mpikabary fa efa manomana hala-bato any @ Faritra Atsimo ny mpitondra, ka izany no antony … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire