Archives par mot-clef : Ravalomanana

« Ravalomanana ho lany filoham-pirenena », Guy Rivo Randrianarisoa.

Cette galerie contient 2 photos.

Misy ireo mandrisika an’i Guy Rivo Randrianarisoa ho amin’izany toeran’ny Praiminisitra izany, ka izao no navaliny azy, tsotra be: « Misaotra betsaka fa tena tsy Mazoto amin’izany isika. Izay hafahako manampy Pdt Ravalomanana ho lany Filoham-pirenena soamantsara indray no tiako. … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Houcine Arfa, Elise Rasolo, Rolly Mercia, Hery Rajao, SMM, Ravalo, Frantsa.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Raharaha volabe 70 000 Euros Tsy mety miloa-bava ilay minisitra 18/01/2018 Niandry izay fanambarana ofisialin’ny minisitry ny fitsarana Rasolo Elise Alexandrine ny rehetra manoloana ny raharaha mafana momba ilay fanambaran’ilay Frantsay Houcine Arfa nilaza fa nandoa volabe 70 … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Fahafatesana. Randrianasolo Jean Alain, mpamafa lalan’ny CUA. Nitsapa alahelo Lalao sy Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Arp Helisoa. 05/09/2017. Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny lefitra voalohan’ny ben’ny tananan’Antananarivo renivohitra ny kolonely Ramboasalama Emilien . Lohahevitra roa no nambarany tamin’izany dia mikasika ny voina nahafaty ny mpamafa lalana ao amin’ny boriborintany voalohany Andrianasolo Jean Alain nodomin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 31 Aogositra 2017. Ambohimanambola, Rajao, Mahafaly, Attalah Béatrice, CUA…

Cette galerie contient 2 photos.

– Ambohimanambola Nipoaka sy nirehitra ny JIRAMA, 2 maty, 3 naratra mafy Nirehitra ny JIRAMA eny Ambohimanambola omaly maraina. Naharitra ora vitsivitsy vao maty ny afo tamin’izany, na tonga ara-potoana teny an-toerana aza ny mpamonjy voina. Araka ny fitantaran’ireo teny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 05 Aogositra 2017 (I). Matanjaka ny Tim, Fiasan’ny Hvm, Fahantran’ny Firenena…

Cette galerie contient 2 photos.

  – Manakara, Mananjary Voaporofo fa antoko anisan’ny matanjaka indrindra ny TIM   Vory lanona  tao amin’ny hotel Magneva  ao Manakara   ireo mpikatroka Tiako i Madagasikara (TIM)  nandritra ny kongresim-paritra  Vatovavy Fitovinany  sy Atsimo Atsinanana  natao ny 3 aogositra lasa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Fjkm. Mananjary-Sampana Mpanazava sy Tily Madagasikara, 04 Aogositra 2017. Marc Ravalomanana sy ireo tanora.

Cette galerie contient 2 photos.

    – Fihaonan’ny filoha Marc Ravalomanana sy ireo tanora Mpanazava Tily par gvalosoa | Août 4, 2017 Manatrika ny Komity Foibe sy Fihaonambe an’ny Sampati FJKM eto Mananjary ny Filoha Ravalomanana, sady filohan’ny kômity 50 Taona FJKM. Dia tena fihaonan’ny ray … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Fetim-pirenena, Canada 2017. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Guy Rivo Randrianarisoa 26 Juin. Niaraka nankalaza ny fetim-pirenena tamin’ireo Malagasy eto amin’ny tanàna Québec izahay. Nijery ny ankizy nilalao sy nampiseho ny tantara ny Firenena. Nisy koa ny fifanakalozan-kevitra. Misaotra anareo tamin’ny fandraisana. – Guy Rivo Randrianarisoa. 25 juin·  Niara … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Montréal Canada. « Dada sy Neny Vonona hanarina ny Firenena ». TiaTanindrazana.

Cette galerie contient 2 photos.

Dada sy Neny Vonona hanarina firenena 23/06/2017 Hankalaza ny faha-15 taonany ny antoko TIM ny 8 jolay ho avy izao. Mialoha ny hanaovana izany sy hanamarihana ny fetim-pirenena dia niatrika ny fivorian’ny fikambanan’ny Ben’ny tanàna miteny amin’ny ampahany na manontolo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 20/06/2017. Tim (15 taona), Hvm, Tan-dalàna, Maitre Olala, Cram. Arp Helisoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

– – Fitondrana Hvm Manao teti-panorona familivilian-tsaina sisa Tsy miketrika mifototra amin’izay hamahana ny olam-bahoaka ny fitondrana raha ny fahitana ny zava-misy amin’ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao. Raharaha mivaivay maromaro mahakasika ny fitondrana no tsy maintsy vahana amin’ny fomba maro … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Ravalomanana « Asa ». Firenena « Rava », an-tsary.

Cette galerie contient 2 photos.

 Janvier 2009 . MAI 2016 Asa fa tsy kabary! Notokanana sy nosokafana tamin’ny fomba ofisialy anio asabotsy ny tranom-barotra « MAGRO AAA ». Hohita ao avokoa ireo vokatra vokarin’ny Orinasa TIKO izay nitondra avo ny vita Malagasy hatramin’izay. 22 Mai 2016. – … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire