Archives par mot-clef : Rivo Albert Mcm-Tanà

« Tsy menatra madainga mihitsy ity Raja ity », Rivo Albert (MCM-Tanà).

Cette galerie contient 1 photo.

  Tsy menatra madainga mihitsy ity Raja ity   Mahagaga mihitsy fa tena tsy mahalala menatra mihitsy ity filoham-pirenena Malagasy ity fa dia sahy madainga ankitsirano zao na dia any amin’ny haino aman-jery vahiny any aza. Raha nihaino isika ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Gabon 2016 – Madagascar 2018 », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 1 photo.

Gabon 2016 – Madagascar 2018   Tonga dia miomana isika vahoaka Malagasy fa tsy maintsy hikorontana tahaka ny mitranga ao Gabon amin’izao fotoana izao no hitranga eto Madagasikara amin’ny taona 2018 ao aorianan’ny fifidianana filoham-pirenena raha tsy maintsy ho tonga … Lire la suite

Galerie | Tagué , | 2 commentaires

Aiza ny vola vidina « Bois de Rose » tany Singapour? Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 1 photo.

  Aiza ny vola vidina « Bois de Rose » tany Singapour? Niteraka resabe tato anatin’ny volana maromaro ny raharaham-pitsarana momba ireo bolabolana Bois de Rose miisa 3 alina izay naondrana tany Singapour tamin’ny fiandohan’ny taona 2014. Raha ny vaovao farany dia … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Fanjakana mpanompo vazaha », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 1 photo.

  Fanjakana mpanompo vazaha Ekena fa nampalahelo ny zavatra nitranga an’ireto olona vahiny nisy namono fa fanontaniana lehibe tokony hipetraka hoe : fanjakana tena natao ho an’ny vahoaka Malagasy ve no misy eto sa fanjakana ho an’ny teratany vahiny ? … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Mandeha mankany amin’ny Jadona », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 1 photo.

Mandeha mankany amin’ny Jadona Tsy maintsy ho tafapetraka ihany ny fitondrana Jadona kasain’i Rajao apetraka eto amin’ity firenena ity raha tsy mety tonga saina mihintsy isika vahoaka. Efa mibaribary ankehitriny ny tetika maloton’ny fitondrana HVM dia ny hanginan’ny sy hanampim-bava … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 Mey : « Saika tonga hanafika ve ny fahavalo? », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

  Saika tonga hanafika ve ny fahavalo? Nahagaga ny rehetra omaly no nahita ireo mpitandro ny filaminana an-jatony maro nameno ny kianjan’ny 13 mey sy nivezivezy eran’ny tanàna. Fa misy inona? hoy ireo tsy mpanara-bavao izay sedra nandalo teny Analakely … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Filoham-pirenena manabado vahoaka… », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 1 photo.

  Filoham-pirenena manabado vahoaka . . . Mpitondra efa tsy mahavita na inona na inona, mpivarotra tanindrazana, mpiaro ireo tsy maty manota, mpanitsakitsaka lalàna, no mbola mandray ny vahoaka ho bado ihany koa ity Rajao ity. Isaky ny mba miteny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Jamba sy marenina ve isika Malagasy? », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 3 photos.

  Jamba sy marenina ve isika Malagasy? Tena mahagaga mihitsy ny mbola haneken-tsika vahoaka ny hitondran’ireo HVM ireo ny firenena na dia efa hiarahan’ny rehetra mahita aza izao fidirana anaty kizo lalina izao. Efa ny fiangonana izao ve no milaza, … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ying Vah minisitra, misahana ny harena an-kibon’ny tany sy ny solika eto Madagasikara. Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 3 photos.

   . Ying Vah sy ny iraka hampanaovina azy 3 volana mahery aty aorian’ny fitsanganan’ny Governemanta Mahafaly Olivier, dia mbola maro ny Malagasy tsy mahafantatra fa ny minisitry eo anivon’ny Fiadiadiana repoblika misahana ny harena an-kibon’ny tany sy ny solika … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Emmoreg miaro ny Sinoa 20 Juillet 2016 tao Soamahamanina. Mandainga ny Fanjakana. Sary…

Cette galerie contient 19 photos.

  publication de Soamahamanina. Tsindrio ny sary. Cliquer pour agrandir.       – Ny Vahoaka (20/07/2016).     Ny kilonga. – – Fanapotehana.   – Rivo Albert (MCM-Tanà). 21/07/2016. Ying Vah sy ny iraka hampanaovina azy 3 volana mahery aty aorian’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire