Archives par mot-clef : Rivo Albert

« Andevo maty kapoka isika Malagasy ? », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 13 photos.

  . Ho sanatria ve ka ho « andevo maty kapoka » isika Malagasy?   Mapametra-panontaniana ny maro mihitsy ny fihetsikiny vahoaka Malagasy amin’izao fotoana izao. N’inona n’inona zava-miseho eto amin’ity firenena ity dia miraviravy tanana isika Malagasy, mitaza-potsiny manoloana ny fahapotehan’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Anjozorobe 29/01/2017. « Betsaka ny olona maty rehefa gaboraraka ny fanjakana », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

. Betsaka ny olona maty rehefa gaboraraka ny fanjakana. Olona 47 be izao no maty noho ny lozam-pifamoivoizana tany Anjozorobe ny sabotsy teo. Talohan’io koa nisy maty tany Ambohimandroso, Sambava, tsy voatanisa intsony fa efa betsaka ihany izay matin’ny lozam-pifamoivoizina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Francophonie. « Tena filoham-pirenena mpandainga mihitsy ity Rajao ity », Rivo Albert (Mcm Tanà).

Cette galerie contient 3 photos.

Tena filoham-pirenena mpandainga mihitsy ity Rajao ity Mbola voaporofo hatrany fa filoha tsy menatra ny madainga imasom-bahoaka mihitsy ity Rajao ity. Tadidin-tsika tsara angamba fa dia nilaza mazava i Rajao raha nivahiny tao amin’ny TV5 Monde fa vonona tanteraka i … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Complexe du colonisé », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

« Complexe du colonisé » 56 Taona izao no nahazoan’i Madagasikara ny fahaleovan-tena rehefa voazanak’i La Frantsa nandritra ny 64 taona. Tao anatin’izay vanim-potoana naha-zanatany frantsay an’i Madagasikara izay dia nololoavina an-tampon’ny loha foana i La Frantsa, ary izay no niantsoana azy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

« Tompon-daka amin’ny faharetana sy fiafina ve RaMalagasy » Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 1 photo.

  Tompon-daka amin’ny faharetana sy fiafina ve RaMalagasy ?   -Delestazy adin’ny 5 isan’andro, tsy taitra RaMalagasy fa miharitra -Miakatra ny saran-dalan’ny Taxibe, tsy taitra RaMalagasy fa miharitra -ny vidin’ny Jiro sy Rano miakatra, tsy taitra RaMalagasy fa miharitra -Ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Ny olona mandroso, isika Malagasy mihemotra hatrany », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 3 photos.

Ny olona mandroso, isika Malagasy mihemotra hatrany Vaovao heverina fa tena lehibe ary nahaliana ny fitokanan’ny fanjakana Ethiopianina sy ny Sinoa an’ilay lalamby vaovao mirefy 750 km sy ireo lamasinina mandeha eo amboniny izay mampitohy an’i Addis-Abeba sy Djibouti omaly. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Tena miasa hono ny filoha fa isika no jamba sy marenina », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 1 photo.

  Tena miasa hono ny filoha fa isika no jamba sy marenina   Teny averimberin’i Rajao matetika tato rehefa mikabary ny hoe: « Tena miasa ary mahatsangana zavatra maro ny fanjakana fa misy ireo minia tsy mahita izany ». Tany Toamasina, tamin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Tatitra iraisam-pirenena: Mihemotra hatrany i Madagasikara », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 1 photo.

  Tatitra iraisam-pirenena: Mihemotra hatrany i Madagasikara   Ventiventesin’ i Rajao foana ny hoe « efa mizotra mankany amin’ny fandrosoana isika, efa miasa ny mpitondra,… kanefa raha mijery ireo tatitra avoakan’ireo sampandraharaha iraisam-pirenena any ivelany any dia mifanohitra amin’izany voalazan’ny filoham-pirenena … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Hay mpanodikodina vola ilay niaro mafy ny « code de la communication »?, Rivo Albert (Mcm-Tanà), Midi M/kara.

Cette galerie contient 1 photo.

  Hay mpanodikodina vola ilay niaro mafy ny « code de la communication »?   Tsy nahataitra ny maro intsony ny fahenona omaly fa niakatra teo anivon’ny «  »Chaine Penale Anti-Corruption » ny tale kabinetran’ny ministriny serasera sy ny fifandraisana amin’ireo andri-panjakana, Nivo Ratiarison. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

« Ahoana ihany ity Frankofonia an-dRajao ity e? » Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 3 photos.

Ahoana ihany ity Frankofonia an-dRajao ity e?   Fahafam-baraka tsy misy toy izany no ho azon’i Rajao sy ny forongony amin’ity fihaonana an-tampony ny Frankofonia ity. Efa hiarahan’ny rehetra mahita ankehitriny fa tsy ho vita ara-potoana intsony ireo fotodrafitrasa handraisana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire