Archives par mot-clef : Rivo Rakotovao

Marc Ravalomanana. Momba ny fanenjehan’ny fitondrana ny tenany. Hery, Rivo, Rolly M…

Cette galerie contient 2 photos.

– Nahazo fanasana hanatrika ny fihaonamben’ny mpiasan’ny kaomina Antananarivo Renivohitra notanterahana tetsy amin’ny kianja mitafon’ny Mahamasina androany Zoma 29 desambra 2017 ny filoha Ravalomanana Marc. Taorian’ny lanonana dia nisy ny tafatafa nataony tamin’ny mpanao gazety. Toy izao ny sombiny amin’izany: … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Rivo Rakotovao Poizina ho an’ny fitondrana…

Cette galerie contient 2 photos.

Rivo Rakotovao Poizina ho an’ny fitondrana… 21/12/2017 Fitoniana sy filaminana no tadiavin’ny firenena amin’izao vanim-potoana akaiky fifidianana izao, ary ny fanjakana ankehitriny no tokony hikatsaka izany voalohany indrindra.  Fa mbola fandranitana sy filam-baniny kosa no afitsoky ry Rivo Rakotovao, izay … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

2018. “Tsy misy mafy be izany eto”, Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Ravalomanana “Tsy misy mafy be izany eto” 20/12/2017 Samy manaja tsara ny lalàmpanorenana sy ny tany tan-dalàna dia vita soa aman-tsara ny fifidianana ary tsy misy ny krizy, hoy i Marc Ravalomanana manoloana ny fanontanian’ny mpiara-miombon’antoka sy ny masoivoho … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 16 Septambra 2017. Loza mihatra. Fifidianana 2018, Cua-Omavet, Lalampanorenana, Syrianina…

Cette galerie contient 2 photos.

– Loza mihatra : handraisana lesona hihatrehana ny ho avy Andry Tsiavalona Miseho eto Madagasiakara avokoa izao toe-javatra mampivarahontsana rehetra izao ka miteraka tsy fitonian-tsaina ho an’ny Malagasy tsy vakivolo. Maro amin’izy ireny no iniana atao ary vitsy ihany ny voajanahary … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Montée d’un sentiment anti chinois à Madagascar, Geopolis.

Cette galerie contient 2 photos.

Peintre, Randrianarisoa Nirina. – Montée d’un sentiment anti-chinois à Madagascar Par Laurent Ribadeau Dumas@GeopolisAfrique | Publié le 04/09/2017   Manifestation antichinoise à Soamahamanina dans le centre de Madagascar, le 29 septembre 2016.© AFP – RIJASOLO . La Chine occupe une place de … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 29 Jolay 2017 (II). Banky Iraisam-pirenena, Vaovao Tim, Ambatondrazaka…

Cette galerie contient 2 photos.

– Fiainam-pirenena Mampisitrika any ambany latabatra ny nambaran’ny Banky Iraisam-pirenena   Mahamenatra sy mampisitrika any ambany fandriana ny nambaran’ny Banky Iraisam-pirenena fa miaina any ambanin’ny fahantrana ny manodidina ny 80%  ny Malagasy ankehitriny ary mbola mihoatra aza io tarehimarika io … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 27 Jolay 2017 (I). Mahafaly Olivier sy ny Kolikoly. Rivo Rakotovao sy ny Tim. Fampihavanam-pirenena, tsy nisy ary tsy hisy!

Cette galerie contient 2 photos.

– Raharaha Claudine Razaimamonjy Andrasana ny momba an’i Mahafaly Olivier   Raha somary nangingina tao ho ao ny raharaha Claudine Razaimamonjy, na ny raharaha fanodinkodinam-bolam-panjakana mahavoasaringotra ity mpandraharaha ara-toekarena, mpanolotsaina manokan’ny filohampirenena ity, mitohy indray ny fanadihadiana lalina mikasika izany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Hvm sy ny Tim. Hetsibahoaka, Fandriampahalemana, dahalo. J. L. Randriamihoatra. GValosoa, Sobika…

Cette galerie contient 2 photos.

#Hetsibahoaka #Fandriampahalemana 𝐅𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐍𝐎𝐍𝐀 𝐍𝐎 𝐌𝐈𝐓𝐀𝐃𝐘 𝐊𝐎𝐑𝐎𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍-𝐊𝐎𝐋𝐀𝐊𝐀 ? Aminay, mazava ireny fanambaràn’i Rakotovao Rivo, Filohan’ny HVM, ireny … famporisihana an-kolaka tsotr’izao ny hisian’ny korontana aloha, mandritra na aorian’ny 𝗙𝗮𝗻𝗸𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗜𝗠 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮-𝟭𝟱 𝗧𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻𝘆 eny Mahamasina. Maninona izy raha mampitandrina ireo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Rivo Rakotovao, Marc Ravalomanana. GValosoa, TiaTanindrazana.

Cette galerie contient 2 photos.

Rivo Rakotovao aurait menacé le TIM et le président Marc Ravalomanana par gvalosoa | Juil 24, 2017 Le sulfureux Rivo Rakotovao aurait menacé le TIM mais surtout le président Marc Ravalomanana…Une information à suivre de près ! En tout cas, le leader … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Mme Claudine Razaimamonjy au summum de son art : « Dis moi qui tu fréquentes et je te dirais… ». GValosoa.

Cette galerie contient 3 photos.

– Claudine Razaimamonjy au mieux de sa forme, mais vulgaire ! par gvalosoa | Juil 2, 2017 | On ne s’attendait pas moins des commentaires de la conseillère de Hery Rajaonarimampianina, mais là, on atteint le summum du « vavan-tsena » ou … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire