Archives par mot-clef : Sedera Ravalison

« Ny Tia Tanindrazana », Sedera Ravalison.

Cette galerie contient 2 photos.

– NY TIA TANINDRAZANA ?   Ny tia tanindrazana ? tsy ny sakaizan`ny mpanao afera, Mpivarotra tany amin`iretsy vahiny izay miliaridera. Fa ny olo-mifikitra mafy amin`ny tany navelan`ny razana: Tsy amidy amin`ny hafa, tsy foy atakalo, tsy avela ho ngazana. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Hisy ve ny Fifidianana ? Sedera Ravalison.

Cette galerie contient 2 photos.

. HISY VE NY FIFIDIANANA ?   Tsy mbola manomboka ny fifidianana Nefa dia toa gidragidra sahady. Natao tsinontsinona ny fampihavanana, Ka dia mazava fa raikitra ny ady.   Tsy mbola manomboka ny fifidianana, (Hatramin`ny  daty  aza toa misitery.) Dia … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Governemantan’ny Ady ? » Sedera Ravalison.

Cette galerie contient 2 photos.

–   GOVERNEMANTAN’NY ADY ?   Milaza ho governemantan’ny ady, Kanefa mpandany ny  volam-bahoaka. “Mizesta” foana mandeha “mibalady”. Rehefa jerena toa tsy misy hapoaka!   Milaza ho governemantan’ny ady, Kanefa dahalo izao no indro mandresy. Ny vahoaka ity efa mila … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Ny mpitondra ankehitriny », Sedera Ravalison.

Cette galerie contient 2 photos.

.   NY MPITONDRA ANKEHITRINY     Hatreto aloha tsy mbola hita izany hoe fahavononany Hampitohy ny fihavanana efa tapaka tarangana. Tsy hay afenina intsony fa mitohy ny fialonany , Ary i Dada no potehiny sy enjehiny ho mangana.   … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Naato ve ny Fampihavanana » ? Sedera Ravalison.

Cette galerie contient 2 photos.

– NAATO VE NY FAMPIHAVANANA ? . Fa nankaiza ilay komity hitarika ny fampihavanana ? Toa tsy rototra, tsy maika, elabe ny fiomanana ? Indro tapitra ny taona fa tsy nisy zava-banona. Moa mitohy mangina ny asa , sa tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Mahatsara anao ny miala », Sedera Ravalison.

Cette galerie contient 2 photos.

MAHATSARA ANAO NY MIALA     Tetika maloto hatrany no hitondrana firenena ? Kajikajy politika , laingalainga sy hafetsena ? Na ny datim-pifidianana aza iniana tsy havoaka , Fa kanosa ka matahotra hotsarain`ny vahoaka ?   Vava foana no mitriatra … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Propagandy sahady », Sedera Ravalison.

Cette galerie contient 2 photos.

– PROPAGANDY SAHADY ?     Tsy menatra akory mangala-piaingàna `Nareo ao anatin`ny fitondrana . Matahotra ve sa tsy matoky tena ? Sa halatra mihitsy no atao handresena ?   Misokatra angaha ny propagandy Ry ngeza mpampiesona sady mavandy, No … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Very Ray ny Firenena », Sedera Ravalison.

Cette galerie contient 2 photos.

          VERY RAY NY FIRENENA   Mbola manan-dray mitondra ve itony firenena, Sa navarina ho kamboty sy tsy manana mpiahy ? Ny vahoaka andeha jereo , mahantra sady mahonena, Fa ny fitondrana misy:  fitondrana jiolahy ! … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Vakiana fotsiny », Sedera Ravalison.

Cette galerie contient 2 photos.

– VAKIANA FOTSINY….   Tsy miery fa vakiana fotsiny irony tetika malotony Hanilihana an`iretsy mpifaninana atahorany. Hevi-dratsy mahonena sady tena tsisy fotony, Izany indray no noforoniny ary nandaniany ny orany.   Tsy miery fa vakiana fotsiny ireo karazan-tetidratsiny Entiny mba … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Mandry ve ny sainareo ? », Sedera Ravalison.

Cette galerie contient 2 photos.

  MANDRY VE NY SAINAREO ?   Vaky fasana isan`andro ampian`ny asa fandrobana, Izany izao no vaovao malaza be eto an-tanàna. Very hasina ny razana , fongana ny taolan-dava, Ny mpitondra anefa , indrisy , toa minia mikombom-bava!   Re … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire