Archives par mot-clef : Sefafi

Gazety Ny Valosoa, 19 Septambra 2017. Miarinarivo, Ambatondrazaka, Faratsiho (Pesta), Cua, Rajao…

Cette galerie contient 2 photos.

– Miarinarivo misy depiote mpamadika palitao Namerina amin’ny laoniny ny TIM Ravalo Helisoa Tontosa soa aman-tsara ny  faran’ny herinandro lasa  teo  ny  fihaonana sy  fankalazana  ny faha- 15 taona ny antoko  Tiako i Madagasikara (TIM),  tany amin’ny distrikan’i Miarinarivo faritra … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 16 Septambra 2017. Loza mihatra. Fifidianana 2018, Cua-Omavet, Lalampanorenana, Syrianina…

Cette galerie contient 2 photos.

– Loza mihatra : handraisana lesona hihatrehana ny ho avy Andry Tsiavalona Miseho eto Madagasiakara avokoa izao toe-javatra mampivarahontsana rehetra izao ka miteraka tsy fitonian-tsaina ho an’ny Malagasy tsy vakivolo. Maro amin’izy ireny no iniana atao ary vitsy ihany ny voajanahary … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 01 Aogositra 2017 (II). Fitondrana Hvm, Harifidy Ramanandraibe, Facebook…

Cette galerie contient 2 photos.

– Fitondrana Hvm Miasa fe miasa sisa ary misarangotra amin’izay azo isarangotana   Miditra sahady amin’ny volana faha-volana amin’ity taona 2017 ity isika ankehitriny, ary tsy misy afa-tsy efa-bolana sisa dia ho tapitra ny taona. Raha manao tombana amin’ny zava-bitan’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

5 Juin 2015. Faravohitra : Ny Masoivoha Afrikana Tatsimo. Le passeport diplomatique récuperé. FFKM. Sefafi. Députés, Ministres

Cette galerie contient 2 photos.

Faravohitra. MCM. Septembre 2014. Masoivoho afrikana tatsimo : nankasitraka ny fanapahan-kevitry ny filoha ravalomanana 5 juin 2015 by Solo Razafy* Nihaona nandritra ny ora roa, androany zoma 05 jona 2015, tao Faravofitra, trano fonenan’ny filoha Ravalomanana ny Masoivoha Afrikana Tatsimo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

13/01/2015 CCI-Ivato. Réconciliation Nationale. Ireo fahavalon’ny FAMPIHAVANAM-PIRENENA. FDR.

Cette galerie contient 2 photos.

Réconciliation Nationale et esprit citoyen. Publié le 18 décembre 2014 par Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris La Réconciliation Nationale est une étape « incontournable » (il faut le faire). Mais, à notre avis,  il faut d’abord règler les urgences et  surtout honorer … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ireo fahavalon’ny FAMPIHAVANAM-PIRENENA : Rajoelina. Urfer, Sefafi, Pedro, P. Leloup…

Cette galerie contient 1 photo.

Sary MCM de Paris. Trocadero. 15 Novembre 2014.   Rajoelina. Urfer, Sefafi, Pedro… Manjaka Vahoaka a ajouté 3 nouvelles photos. Iza daholo ireo fahavalon’ny fampihavanam-pirenena???? Efa tena tsara ny ezaka ataon’ny FFKM. Fa aoka ho fantatsika fa misy olona, andian’olona … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire