Archives par mot-clef : SMM Madagascar

« Ho anareo mpitsara », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

  HO ANAREO MPITSARA   Mankaiza ny dianareo ry mpitsara ? Ireo olo-mitazana , liana dia liana. Mahery ny vola  dia voazarazara F`izany no lalana tsy azo idifiana ? . Mankaiza ny dianareo ry mpitsara Fa maro ireo olona no … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

SMM Fitokonana. Lapan’Anosy, Fanirisoa Ernaivo. Video.

Cette galerie contient 2 photos.

. Démonstration de pouvoir? Ce régime n’a donc jamais rien retenu des erreurs successives de ses prédécesseurs? Et l’usage de la force est donc l’ultime recours contre les syndicalistes? Fanirisoa Ernaivo . – Nihiditra ny Lapan’Anosy ny Herimpamoretana. « Amin’alahelo lehibe no ilazanay … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

SMM. Fitokonana, 28 Septambra 2017. Nihiditra an-dapa (Anosy) ny Emmoreg.

Cette galerie contient 2 photos.

– Fanambarana nataon’i Rtoa Fanarisoa Ernaivo mikasika ny demokrasia Hoy ny  Fanarisoa Ernaivo : « Amin’alahelo lehibe no ilazanay fa misy fahafatesana eto amin’ny firenena, maty ny fahafaha-miteny sy filazana ny marary ny vahoaka. Ny dokotera noeritreretina mba hitsabo ity no toa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Raharaha Mamy Ravatomanga. Enquête en cours… au conditionnel.

Cette galerie contient 2 photos.

  . Afera Mamy Ravatomanga Hanakonana ny raharaha Claudine R 10/08/2017 Tamin’ny alatsinainy hariva teo no tonga nisava ny trano fonenan’i Mamy Ravatomanga teny Ambohibao Amboaroy sy ny foiben’ny orinasa SODIAT etsy amin’ny Pradon Antanimena ny solontenan’ny Fampanoavana eto Antananarivo, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

« Fitsarana Mahaleotena », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

–   FITSARANA MAHALEOTENA ?   Raha mandeha ny fitsarana ka mizotra tsisy sakana, Dia inoana  hisy ngeza hihintsana eny ambony lakana. Fa ireo no atidoha izay kilasiana ho mpitarika, Ary avy aminy ny baiko sy karazan-toromarika.   Angamba tsisy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Madagascar pays du chaos », 20 Juillet 2017. La Transparence, Ny Valosoa.

Cette galerie contient 2 photos.

Madagascar pays du chaos, sclérosé irrémédiable! latransparencem / juillet 20, 2017 Scandales de corruption [jusqu’au sommet de l’Etat], affaire “Claudine” [Razaimamonjy, une femme d’affaires proche du couple présidentiel] , crise et insécurité, transactions douteuses, financements parallèles, grèves des magistrats, démission … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

« Latsaka an-katerena ny Firenena », 20 Jolay 2017. Valan-dresaka. Biraon’ny Vovona Mampiray.

Cette galerie contient 2 photos.

VOVONANA MAMPIRAY   VALAN-DRESAKA HO AN’NY MPANAO GAZETY CENTRE SOCIAL ARRUPE – FARAVOHITRA ALAKAMISY 20 JOLAY 2017   Izahay mpikambana ato amin’ny Birao nasionalin’ny « Vovonana Mampiray ho an’ny fanorenana ifotony sy ny fanarenana ny an’i Madagasikara » dia faly … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Mpitsara mitokona. Fanambaran’ Atoa Harry Laurent Rahajason. Valiny avy aminy SMM.

Cette galerie contient 3 photos.

– Fanirisoa Ernaivo, 13 Juillet 2017. Que Monsieur le Ministre de la Communication se rende à Ampanihy, Ambovombe, Taolagnaro, Farafangana, Mananjary, Manakara, Betroka, Toliara, Ihosy, Fianarantsoa , Ambositra, Antsirabe, Antsiranana, Antalaha, Analalava, Maroantsetra, Maintirano, Tsiroanomandidy, Miarinarivo, Akazobe, Morondava, Miandrivazo, Cour Supreme … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Paris, SMM « Misy ny tsindry sy sakana avy amin’ny Fitondrana ». Ny Valosoa 29/06/2017. Africa 24 (video).

Cette galerie contient 2 photos.

Fitsarana Misy ny tsindry sy ny sakana avy amin’ny fitondrana hoy ny SMM Nisy ny famelabelaran-kevitra narahina ady hevitra nataon’ny SMM tamin’ireo Malagasy any ivelany. Loha-hevitry ny fihaonana ny hoe: « Ny fahaleovantenan’ny Fitsarana ao Madagasikara». Hetsika natao tao amin’ny Université Diderot … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Manjakandriana, 15/06/2017. Any indray i Claudine Razaimamonjy, TiaTanindrazana. Ny HVM, Midi M/kara.

Cette galerie contient 2 photos.

Claudine Razaimamonjy Nafindra eny Manjakandriana 16/06/2017 Tsy ao amin’ny fonjaben’Antanimora intsony i Claudine Razaimamonjy fa nafindra toerana. Omaly tamin’ny 1ora sy sasany tolakandro teo no niala teny an-toerana ary nentina any Manjakandriana ny tenany. Ho fanamafisana ny fitazonana azy ve … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire