Archives par mot-clef : SMM

Ny Valosoa, 29 Jolay 2017 (II). Banky Iraisam-pirenena, Vaovao Tim, Ambatondrazaka…

Cette galerie contient 2 photos.

– Fiainam-pirenena Mampisitrika any ambany latabatra ny nambaran’ny Banky Iraisam-pirenena   Mahamenatra sy mampisitrika any ambany fandriana ny nambaran’ny Banky Iraisam-pirenena fa miaina any ambanin’ny fahantrana ny manodidina ny 80%  ny Malagasy ankehitriny ary mbola mihoatra aza io tarehimarika io … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 13 Jolay 2017. Ravalomanana mivady, prefet, PM, Tim, P. Rabary, Gtt, Jirama… Arp Helisoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 3 photos.

– Fetim-pirenena Frantsay Hanatrika ny 14 jolay i Dada sy Neny   Hankalazaina rahampitso 14 jolay ny fetim-pirenena Frantsay, tsy any Frantsa ihany no misy fankalazana rahampitso fa saika amin’ireo tany misy Masoivohon’i Frantsa manerana izao tontolo izao dia hisy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 11 Jolay 2017. Ny Vahoaka, Marc Ravalomanana, Tim, Hvm, Smm…

Cette galerie contient 2 photos.

. Fankalazana ny 15 taonan’ny TIM Voaporofo fa olon-kendry ny mpomba an-dRavalo   Nandritra ireny hetsika nataon’ny Tiako i Madagasikara ny sabotsy teo ireny dia nisy anarana niverimberina tao ambavan’ny olona ka anisan’izany ny Prefet de Police eto Antananarivo sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

Claudine R. sy Laurent Rahajason na Rolly Mercia, Bianco sy Facebook !

Cette galerie contient 2 photos.

  – Horonam-peo niparitaka “Afaka mitory I Claudine R, hoy Rolly Mercia 04/07/2017 Ny lalàna eto amintsika amin’ny ankapobeny dia tsy mahazo raisim-peo ny resaka ifanaovana amin’olona anakiray ary tsy azo avoaka ho fanta-bahoaka raha tsy manaiky izany sy nierana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 01/07/2017. Raharaha Claudine-Rajao-SMM, Fanondranana olona an-tsokosoko, Vidim-piainana…

Cette galerie contient 2 photos.

– Hery Rajaonarimampianina Mitaingina ny  ady amin’ny kolikoly  nataon’ ny BIANCO indray Mbola voaporofo indray ankehitriny  fa tsy manan-katoraka  ny filoha Hery Rajaonarimampianina   amin’ny fitondràna ity firenena ity . Nilaza ity  farany  tamin’ny fampahalalambaovao tany Frantsa  fa  mifofotra amin’ny ady … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Fetim-pirenena 2017, Don-dresaka. C. Razaimamonjy. Ny kely saina indray no avo vava (mpanonga-mpanjakana). Tan-dalàna ?

Cette galerie contient 2 photos.

. DON-DRESAKA. Voalohany : Tsy teny gasy intsony fa « vary amin’anana, vary raraka »… Voazanaka ara-tsaina daholo satria na fomba firesaka aza tsy voafehy intsony ny maha malagasy. Faharoa : Resaka tan-dalàna… Ny Lalàna,  raha ampiharina dia ireo mpanonga-mpanjakana dia tokony … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Le Karana de Toamasina s’est envolé vers La Réunion. Une giffle pour les autorités malgaches.

Cette galerie contient 2 photos.

– Toamasina : Une affaire « Claudine bis » Redaction Midi Madagasikara 17 juin 2017 Nouveau rebondissement dans l’affaire concernant le Karana qui a soulevé des vagues dans le Grand Port de l’Est. Il y a trois semaines de cela, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire