Archives par mot-clef : Soamahamanina

« Tsarazaza-Fandriana sy ny Sinoa ». Rivo Albert Mcm Tanà, G.TiaTanindrazana.

Cette galerie contient 1 photo.

Vita ny tao Soamahamanina, manomboka ny ao Tsarazaza Ny zoma teo no nifamory tao Fianarantsoa ny solotenan’ireo Betsileo avy any Fandriana, na ireo antsoina hoe « terak’i Fisakana ». Ny antony fivoriana dia maresaka be amin’izao fotoana izao ary efa voaporofo fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

6/10/2016. Hetsika-Soamahamanina. Jean-Luce Randriamihoatra. Video, Sary sy tatitra.

Cette galerie contient 3 photos.

Ajoutée le 7 oct. 2016 Hatreto tsy hijanona ny hetsika raha tsy mivoaka ny naman’izy ireo any Antanimora, ankoatra izay takiana ihany koa ny fanafoanana ny taratasy fahazoan-dalana hitrandraka any amin’ny faritry Itasy. Tsy ekena ihany koa ny fisamboran’olona tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Ontsa ny fo », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 4 photos.

  .   ONTSA NY FO   Rinatra ny fo…rotika mihitsy Mahita ireto havako setrasetraina Rombotra koa nefa izaho raha mahita Ireto vahoaka toa barabaraina… Vaky ny vavako…indray te hanompa Fa loza inona re ity antsika? Izay miana-miteny voavely kanonta … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Fitondrana inona re ity misy eto amintsika ity e? » Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 3 photos.

Fitondrana inona re ity misy eto amintsika ity e?   Tena tsy fantatra intsony ny ilazana ity fitondrana misy eto amitsika ity ary dia nahoana loatra aza ny Malagasy no mahazo mpitondra tahaka ireto HVM ireto? Tsy adala ihany ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Soamahamanina. Augustin Andriamananoro misolotena ny vahoaka ?

Cette galerie contient 4 photos.

« Vahoaka, Tanindrazana, Andriamanitra !!! ». Mandroso Randria Hanky va re kosa ééé! Hoy i Lalatiana R. ato am Free-FM ato: « Ny Dadan’i Augustin Andriamananoro dia tena avy ao Soamahamanina … Ny Dadan’i Augustin Andriamananoro no namboly an’ireo ala-tapia ao Soamahamanina ireo, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Soamahamanina, fiavian’ Atoa Mamy Ravatomanga. Hery Rajaonarimampianina… mpivarotra Tanindrazana !

Cette galerie contient 9 photos.

–  Mamy Ravatomanga. ‎Ngah Be Manga‎ Soamahamanina: Fiavian’ i Mamy Ravatomanga Fa maninona ny mpanao gazety nanapa-kevitra ny hanohitra ilay orinasa sinoa hitrandraka tao Soamahamanina? Fa taiza ireto mpanao gazety tamin’ ny fitrandrahana « ilménite » nataon’ i Mainland Mining tao Fénérive-est … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

La délivrance de nouveaux permis d’exploitation aurifère… GTT

Cette galerie contient 2 photos.

Industries extractives : il faut suspendre la délivrance de nouveaux permis d’exploitation jusqu’à l’élection d’un nouveau chef d’état. GTT miaraka amin’ny Filoha Ravalomanana. Soamahamanina est devenue l’emblème de la gestion des affaires du régime Rajaonarimampianina. Un résultat qui écorne davantage … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Soamahamanina, tanindrazako ». Rtoa Rabejaona Nosy. Jolay 2016.

Cette galerie contient 2 photos.

Tribune libre – Soamahamanina, tanindrazako. samedi 23 juillet Depuis novembre 2015, la compagnie minière chinoise Jiuxing Mines s’est vue accordée l’autorisation d’exploiter les richesses minières, et en particulier l’or de la région de Soamahamanina, à 70km à l’ouest d’Antananarivo. Cette … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

« Hosoka, halatra », aza mampiesona vahoaka ianareo… Mbola mitrandraka ny Sinoa. Marosada.

Cette galerie contient 7 photos.

_ COMMUNIQUE DE PRESSE GOUVERNEMENT_19 07 2016.pdf DRIVE.GOOGLE.COM – https://drive.google.com/file/d/0B25VxiK1AzHYb2RJZ0JKOGVFamM/view – Efa betsaka izay « docs » fopla navoaka izay. Raha tsy izany ve ho lasan’ny vahiny ny harena rehetra ? Hosoka hatrany. Taratasy azo taminy fitaka, lainga, ary halatra be vata … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Commission Episcopale Justice et Paix. Monseigneur Roger Victor RAKOTONDRAJAO. Soamahamanina.

Cette galerie contient 2 photos.

Commission Episcopale Justice et Paix   Ho an’ny tompon’andraikitra isan’ambaratonga eto amin’ny firenena, Ho an’ny vahoaka malagasy sy ireo olona tsara sitra-po. Homba anareo mandrakariva anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin’i Jesoa Kristy Tompo ! . Tankina ny Malagasy rehetra raha … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire