Archives par mot-clef : Soamahamanina

« Hosoka, halatra », aza mampiesona vahoaka ianareo… Mbola mitrandraka ny Sinoa. Marosada.

Cette galerie contient 7 photos.

_ COMMUNIQUE DE PRESSE GOUVERNEMENT_19 07 2016.pdf DRIVE.GOOGLE.COM – https://drive.google.com/file/d/0B25VxiK1AzHYb2RJZ0JKOGVFamM/view – Efa betsaka izay « docs » fopla navoaka izay. Raha tsy izany ve ho lasan’ny vahiny ny harena rehetra ? Hosoka hatrany. Taratasy azo taminy fitaka, lainga, ary halatra be vata … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Commission Episcopale Justice et Paix. Monseigneur Roger Victor RAKOTONDRAJAO. Soamahamanina.

Cette galerie contient 2 photos.

Commission Episcopale Justice et Paix   Ho an’ny tompon’andraikitra isan’ambaratonga eto amin’ny firenena, Ho an’ny vahoaka malagasy sy ireo olona tsara sitra-po. Homba anareo mandrakariva anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin’i Jesoa Kristy Tompo ! . Tankina ny Malagasy rehetra raha … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Atoa Ravahimanana. « Aiza ny solombavam-bahoaka any Miarinarivo », Rivo Albert (Mcm-Tanà). Video.

Cette galerie contient 2 photos.

Aiza ny solombavam-bahoaka any Miarinarivo e ? Very fanahy mbola velona ireo vahoaka ao Soamahamanina satria lasan’ny sinoa ny tany kanefa tsy mba misy mpiaro ankoatran’ny fiangonana katolika. Fanontaniana mipetraka ny hoe: Aiza ny solombavam-bahoaka TIM voafidy tao Miarinarivo Ravahimanana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire