Archives par mot-clef : TGV Madagascar

Tratra indray. Mpivarotra Tanindrazana i Andry Rajoelina.

Cette galerie contient 2 photos.

  Mandroso Randria disagrees with un MPIVAROTRA TANINDRAZANA, TSY EKENA!!! with Rakoto Andry and 79 autres personnes at Coliseum Antsonjombe. Nivaky bàrara i RAJOELINA: « NY TANY DIA HO AMIDINTSIKA AMIN’NY MPANDRAHARAHA » hoy izy. Indray mandeha tsy niverina intsony … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Dadafara sy Tgv.

Cette galerie contient 2 photos.

  – 5 déc. 2018 – DADAFARA: Tsy ho roritina be intsony ny resaka fa efa manohana ny Kandida RAJOELINA izy. Nivahiny tao amina fandaharana iray izy io hariva io (efa misy arsiva izany fa na ny hamerina azy eto … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Eo am-piandrasana ny Voka-pifidianana. Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

EO AM-PIANDRASANA NY VOKA-PIFIDIANANA   Efa misy ny mitonona ho nibata fandresena, Na dia mbola tsy nivoaka irony vokatra mazava. Dia mirehaka aok`izany sy mideradera tena F`efa izy no filoha , (dia ilay filohan`ny mpandrava !)   Mila mba mahandry … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Haute Cour de Justice (HCJ)! Rajoelina, Rajaonarimampianina, Solonandrasana. Ho hita eo.

Cette galerie contient 3 photos.

Niady mafy ireo députés ho an’ny fanovàna ny amin’ny hananganana ny Haute Cour de Justice (HCJ)! Io ary izy zao fa efa manomboka miasa…😮

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Tsy mahazaka Demokrasia ? », Malo.

Cette galerie contient 2 photos.

– TSY MAHAZAKA DEMOKRASIA ?   Tsy zakan`ise ny demokrasia Nefa ise `ty toa tena misisika hatrany. Sao lahy fifidianana no hampahia Ka tsy aleo ve mipetraka  sao hitomany ?   IEM ity tena kobaka am-bava, Fa resa-manidina sy misavoana. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

26 Janoary, 07 Febroary 2009. Fandrobana, Fandorana, Von’olona. Ny tompon’andraikitra.

Cette galerie contient 3 photos.

– Aoka ho HARANGARANGA ho hitan’izao TONTOLO izao ny « CRIME DE SANG » ny 26 janoary 2009, ny fanirahana sy fitariana tsy manan’tsiny ho eny amin’ny «ZONE ROUGE» ny 7 febroary 2009 sy ny CHARTE an’ny SADC ! ! … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Hamerina indray !!! Rajoelina, Antsirabe.

Cette galerie contient 4 photos.

Andry Rajoelina Hamerina ny tamin’ny 2009… 07/09/2018 Efa ady ity fa tsy sangisangy sy vazivazy na don-tandroka fotsiny eo amin’ny samy mpikatroka politika, indrindra fa ny kandida na vondron-kery mikendry ny hisian’ny fihemoran’ny fifidianana sy ireo mivoy ny hisian’izany.  An-daniny, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Andry Rajoelina Miezaka manadio ireo mpomba azy. TiaTanindrazana.

Cette galerie contient 2 photos.

Andry Rajoelina Miezaka manadio ireo mpomba azy 28/08/2018 Mihetsiketsika mafy ny filohan`ny tetezamita teo aloha amin`ny fitsidiham-paritra hisehosehoana. Miha akaiky tokoa ny datim-pifidianana filoham-pirenana. Na iza faly na iza tsy faly, mpanongam-panjakana i Andry Rajoelina, nanapotika ny firenena, nampahantra ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

“Nataon-dRajoelina aiza ny fiara saika hanaovana sommet?”

Cette galerie contient 2 photos.

“Nataon-dRajoelina aiza ny fiara saika hanaovana sommet?”, hoy Ignace Randriamamizafy 23/08/2018   Marobe ny zavatra tsy nazava  teto amin’ny firenena nandritra  ny fitondràn’ny mpanongam–panjakàna Andry Rajoelina . Ankehitriny, ingahy io milaza  fa hanavotra an’i Madagasikara hono? hoy Ignace Randriamamizafy na Gôna. Maro … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Antson’ny Tanindrazana », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 3 photos.

ANTSON`NY TIA TANINDRAZANA   Aoka ianao tsy holalaovin`ny mpanjanaka intsony, Ka hanaiky mora foana izay rehetra sitrapony. Mijoroa ka dia sahia handà  ireo olona nomaniny, Antsika i Madagasikara fa tsy azy sy tsy taniny.   Efa hitanao mazava ny nafitsok`i … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire