Archives par mot-clef : TGV

Ny Valosoa, 17 Aogositra 2017 (I). Ravalo sy Rajao, ny tahotry  ny HVM, Mapar, Dada sy zandry kely…

Cette galerie contient 2 photos.

– Faha-50 taonan’ny FJKM sy faha-200 taona nidiran’ny LMS Hifanindry aloka any Antsiranana indray Ravalo sy ny Filoha Hery R. Hatomboka amin’ny fomba ofisialy any Antsiranana rahampitso ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM), sy ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Jeneraly maro be, aiza ianareo natao hiaro sy hanampy fa mijaly ny vahoaka ? « Les soldats et les armes », C. Ramian.

Cette galerie contient 2 photos.

Voaroba ny Firenena. Ao anaty aizina, mahantra, indrindra mila fandriapahalemana ny vahoaka. – Atao inona jeneraly marobe. Ny jeneraly no atao feno dia hikarakarana ny fitondrana jadona ao amin’ny firenena. Hitazona ny tombotsoany ( karama be) ireo dia hiaro ireo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Miseo « niova fo » toy ny anjely. H Rabary Njaka (foza hvm), A. Andriamananoro (foza mapar)… Samy mpanonga-panjakana, mpamon’olona taminy 2009.

Cette galerie contient 2 photos.

    Ary i TGV vé tsy tokony ho tsaraina amin’izay ?   Affaire 26 janvier A quand le procès de Rajoelina ? Saura-t-on un jour toute la vérité sur le vrai déroulement des événements du 26 janvier 2009 ? … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Ataovy aminy tenin-drazana fa hiomehezan’izao tontolo izao.

 Hidiram-baraka marina. Tsy i Hery Rajaonarimampianina irery, fa na ny tena dia menatra koa satria malagasy. Ny Firenena raha teo dia toy ny kamboty : tsy miteny « malagasy » ny mpitondra (Tgv, Hery, Kolo…) fa mipetsopetsona aminy teny frantsay « reny malala ». Ho andevo hatrany aminy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Devoir de mémoire. 5 ans après, ils sont toujours au pouvoir et…légalisés.

Journalistes et média Malagasy baillonnés. « La liberté seulement pour les partisans du gouvernement, pour les membres d’un parti, aussi nombreux soient-ils, ce n’est pas la liberté. La liberté, c’est toujours la liberté de celui qui pense autrement. Non pas par fanatisme de … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Miara mirona : Ny Hasina (mapar) sy Rtoa Hanitra (ankolafy Ravalomanana).

Raha ity voalohany, Ny Hasina,  dia mampiteny ny moana ny asa vitany : fitantanana ny raharaham-pirenena nandritry ny roa polo taona, tsy nitera-bokatsoa (ministr’i Ratsiraka, Zafy, Tgv). Tao ny fanodikodinam-bola sy fivarotana ny Tanindrazana tamin’ireo karana (Union Trade…), maro tsy ho voatanisa, ary … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | 1 commentaire

MAMY RAKOTOARIVELO: LA COLLABORATION AVEC L’ENNEMI CONTINUE

Mamy Rakotoarivelo, fait l’objet d’attaques virulentes en ce moment, et cela venant des sympathisants de la Mouvance Marc Ravalomanana elle-même. On lui reproche notamment une mauvaise gestion politique, certains n’hésitent pas à parler d’incompétence d’ordre « tactique » au sein de la Transition. Puis, … Lire la suite

Publié dans Non classé | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire