Archives par mot-clef : Tiko AAA

Orinasa AAA, maty ny omby dia vonoin’ny fitondrana indray ny mpiasa.

Cette galerie contient 2 photos.

Raharaha orinasa AAA Maty ny omby dia vonoin’ny fitondrana indray ny mpiasaa   Mikasika ny orinasa AAA izay nakaton’ny fitondrana, tsy tafavoaka intsony ny orinasa ankehitriny ka tsy maintsy niditra amin’ny fampiatoana teknika ireo mpiasa mandritra ny enimbolana. Noho izay … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Orinasa AAA, miantso ny mpitondra hamaha olana ny mpiasa.

Cette galerie contient 2 photos.

Raharaha orinasa AAA Miantso ny mpitondra hamaha olana ny mpiasa   Nitafa tamin`ny mpanao gazety omaly maraina ireo mpitantana sy mpisolovava ny orinasa Tiko AAA teny amin`ny Magro Behoririka, mikasika   ny fanakatonan’ny fanjakàna ity orinasa noforonin’ny fianakaviana Ravalomanana ity izay … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Kitoatoa ny mpitondra eto amintsika ». Fifidianana 2018, Tiko AAA-Andranomanelatra.

Cette galerie contient 2 photos.

Kitoatoa ny mpitondra eto amintsika Mitohy hatrany ny tsy fahafehezan’ny fitondrana Hvm intsony ny fitantanam-pirenena. Efa fotoana ela no nisian’izany toe-javatra izany kanefa mbola mitohy ihany mandraka ankehitriny volana maromaro mialoha ny fifidianana filoham-pirenena. Miezaka ny ho tsara endrika sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Tiko AAA Andranomanelatra: Ataon’ny fanjakana fahirano tanteraka. Patrick Raharimanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Tiko AAA Andranomanelatra: Ataon’ny fanjakana fahirano tanteraka Atao fahirano tanteraka ny fananan’ny orinasa Tiko, ampiasain’ny AAA ao Andranomanelatra – Antsirabe II amin’izao fotoana. Nidina fanin’efany teny an-toerana ny Vadintany androany alakamisy 01 marsa 2018, atoandro, araka ny baikon’ny Préfet, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Emmoreg, Andranomanelatra-Antsirabe. Hetsika fitakiana ny famoahana ny orinasa AAA

Cette galerie contient 2 photos.

  – Hitaky ny Famoahana ny AAA-TIKO tsy misy atakandro ny mpiasa ao a@ AAA-TIKO ampiny vahoaka sy ny Tiako i Madagasikara .Mandeh ny fifampiresahana fa hitaky ampilaminana izahay fa tsy hikorotana!Tim Tanora Antsirabe Zao ny famoretana mahazo ny mpiasany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Taratasy ho an-dRajao-Ny Orinasanay sokafy », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

– TARATASY HO AN-DRAJAO-NY ORINASANAY SOKAFY   Raha hidianao ny orinasa , aoka ho fantatrao mazava, Tsy Ravalo no hijaly na koa handry fotsy lava, Fa tsy maintsy ny madinika , dia ny mpiasa toa anay No hizaka ny mangidy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Tokony hiala tsiny amin’ny AAA-Tiko ny mpitondra… » GValosoa.

Cette galerie contient 2 photos.

. Magro Behoririka Tokony hiala tsiny amin’ny AAA-Tiko ny mpitondra ary hanokatra azy   Taorian’ny mpiasan’ny AAA, dia tonga maro tao amin’ny Magro Behoririka ihany koa ny avy ao amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) ny sabotsy teo, satria araka ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo, Tiko AAA, Tim, Lalam-panorenana, Marc Ravalomanana… 07 Febroary 2018. Hanitra Razafimanantsoa.

Cette galerie contient 2 photos.

Depiote Me Hanitra Razafimanantsoa Tsy fanarahan-dalàna marobe no ataon’ny fitondrana foibe Manoloana ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana, indrindra ny fanaovana antsojay amin’ny filoha Marc Ravalomanana sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), milaza ny heviny mikasika izany ny depioten’Antananarivo voalohany sady filoha … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Jirama-Ravalomanana. 02 Febroary 2018. Fanazavana mikasika ny fanasoketana. Video.

Cette galerie contient 2 photos.

– Mitondra fanazavàna mikasika ny fanasoketàna azy ho mangalatra jiron’ny jirama ny filoha Marc Ravalomanana. Arp Helisoa – Vakio tsara io ry JIRAMA io PV tany Andranomanelatra Antsirabe . fa aza manendrikendrika ny filoha Marc Ravalomanana ho mangalatra jiro ianareo.Arp Helisoa. 31 … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Mitaky ny hisokafan’ny AAA ny mpiasa, Tanjombato, Behoririka, Antsirabe.

Cette galerie contient 2 photos.

Hetsika : Mitaky amin’ny fanjakana ny hisokafan’ny orin’asa AAA ny mpiasa amin’izao ora izao (Vidéo).  gvalosoa | Jan 31, 2018  Raha tena Ray amandrenin’ny Malagasy tokoa ingahy Hery Rajaonarimampianina dia miangavy izahay mpiasa hoy ny solotenany nandray fitenenana nandritra ny hetsika nataon’izy ireo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire