Cette galerie contient 2 photos.
Raharaha orinasa AAA Maty ny omby dia vonoin’ny fitondrana indray ny mpiasaa Mikasika ny orinasa AAA izay nakaton’ny fitondrana, tsy tafavoaka intsony ny orinasa ankehitriny ka tsy maintsy niditra amin’ny fampiatoana teknika ireo mpiasa mandritra ny enimbolana. Noho izay … Lire la suite