Archives par mot-clef : Tim Madagascar

2018, Fifidianana. Fiarahamonim-pirenena, Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Fifidianana. Nankasitraka ny fiarahamonim-pirenena i Dadavalo 09/12/2017 Mankasitraka tanteraka ary misaotra ny fiarahamonim-pirenena tamin’ny hevitr’izy ireo nampihaona ny mpisehatra eo amin’ny politika mba handinika ny momba ny lalàm-pifidianana Atoa Marc Ravalomanana. Tena midera ny fahalalana sy ny  fahendrena ary ny  paikady noeritreretin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa 25 Novambra 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

– « Vondrona Colbert » Tsy mihaino ny fitondrana momba ny lalam-pifidianana   Manao ny danin’ny kibony amin’ny lalam-pifidianana ny fitondrana, anisan’ny nivoitra tamin’ny fihaonan’ireo antoko politika maro tetsy amin’ny Hotel Colbert, fantatra amin’ny anarana hoe : « Vondrona Colbert » izany. Tsy mihaino ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

2018. Tiako i Madagasikara-Faravohitra. Vonona hiatrika ny Fifidianana.

Cette galerie contient 2 photos.

G Faravohitra Tim Fivorian’ny Tim teto amin’ny QG Faravohitra Tim androany 23 Novembre 2017: Fifankalozam-baovao – Vonona hiatrika ny fifidianana ny antoko TIAKO I MADAGASIKARA Gazety Valosoa Rakoto. – Fifidianana filoha sy depiote Mandresy no toromarika ho an’ny TIM 24/11/2017 Tsy niandry ela fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Gazety Ny Valosoa, 19 Septambra 2017. Miarinarivo, Ambatondrazaka, Faratsiho (Pesta), Cua, Rajao…

Cette galerie contient 2 photos.

– Miarinarivo misy depiote mpamadika palitao Namerina amin’ny laoniny ny TIM Ravalo Helisoa Tontosa soa aman-tsara ny  faran’ny herinandro lasa  teo  ny  fihaonana sy  fankalazana  ny faha- 15 taona ny antoko  Tiako i Madagasikara (TIM),  tany amin’ny distrikan’i Miarinarivo faritra … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 16 Septambra 2017. Loza mihatra. Fifidianana 2018, Cua-Omavet, Lalampanorenana, Syrianina…

Cette galerie contient 2 photos.

– Loza mihatra : handraisana lesona hihatrehana ny ho avy Andry Tsiavalona Miseho eto Madagasiakara avokoa izao toe-javatra mampivarahontsana rehetra izao ka miteraka tsy fitonian-tsaina ho an’ny Malagasy tsy vakivolo. Maro amin’izy ireny no iniana atao ary vitsy ihany ny voajanahary … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 17 Aogositra 2017 (I). Ravalo sy Rajao, ny tahotry  ny HVM, Mapar, Dada sy zandry kely…

Cette galerie contient 2 photos.

– Faha-50 taonan’ny FJKM sy faha-200 taona nidiran’ny LMS Hifanindry aloka any Antsiranana indray Ravalo sy ny Filoha Hery R. Hatomboka amin’ny fomba ofisialy any Antsiranana rahampitso ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM), sy ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 12 Aogositra 2017 (II). Ao Andapa ao, Antsiranana, Foulpointe, Ihosy…

Cette galerie contient 2 photos.

– AO AN-DAPA AO   Isaky ny alarobia dia re fa misy fanovàna Ireo tale sy olobe mitana andraiki-panjakana. Alàna ny etsy , saingy indrisy, tsy mba vaovao no solony, Fa toa ny tranainy ihany , izay “tsy taviny, tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Toamasina. Faha 15 taonan’ny antoko TIM, asabotsy 12 Aogositra 2017. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

    – Arp Helisoa.  11/08/2017 Vaovao Toamasina. Tsy nomen’ny manampahefana ao Toamasina alalana indray ny antoko TIM hanao kongresimparitra ao antoerana . Gazety Valosoa Rakoto. Madagascar Gazette. Ny Vaovao. – Mandroso Randria  —   11 août 2017 – TOAMASINA : FAMPAHAFANTARANA (… votre lettre … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 05 Aogositra 2017 (I). Matanjaka ny Tim, Fiasan’ny Hvm, Fahantran’ny Firenena…

Cette galerie contient 2 photos.

  – Manakara, Mananjary Voaporofo fa antoko anisan’ny matanjaka indrindra ny TIM   Vory lanona  tao amin’ny hotel Magneva  ao Manakara   ireo mpikatroka Tiako i Madagasikara (TIM)  nandritra ny kongresim-paritra  Vatovavy Fitovinany  sy Atsimo Atsinanana  natao ny 3 aogositra lasa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana-Manakara, 01 Aogositra 2017. Kongresin’ny faritra Vatovavy sy Atsimo Atsinanana.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Marc Ravalomanana – Ofisialy 1 Aogositra 2017. Tongasoa eto Manakara  – Arp Helisoa . 01/08/2017. Atao ny alakamisy 3 Aogositra izao ao Manakara Renivohitry ny faritra Vatovavy Fitovinany ny kongresimparitry ny antoko Tiako i Madagasikara Faritra vatovavy sy Atsimo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire