Archives par mot-clef : TIM Ravalomanana

Fandraisan’anjara. Fanazavana nomen’ny Filoha Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

22 Septambra 2018. « Manamafy hatrany ny fahavonanako amin’ny fifidianana izay ho filohampirenena aho, Marc Ravalomanana. Manamafy hatrany ny fifampitokisana eo amintsika ary misaotra anareo rehetra amin’ny fanohanana sy ny fankaherezana isan’andro. Mankasitraka ny fandraisan’anjaran’ireo izay nandrotsaka fanampiana tao amin’ny kaonty … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ravalomanana Marc 2018.

Cette galerie contient 3 photos.

Lova Rakotonirina Fahatsiarovana ireo toerana maro nolalovanay 2016-2018. Mirary fahombiazana ho anao Pdt Ravalomanana. Zarazarao ho an’ny namana rehetra. Guy Rivo Randrianarisoa  

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May. TIM, 09 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Izahay tanora dia manohana feno an’i filoha #MARC RAVALOMANANA, izahay tsy manohana tsanganolona fa manohana fotokevitra. Izy irery ihany no afaka mampandroso ity MADAGASIKARA izay miaina ao anatin’ny fahatrana lalina, Miandry an’i#DADA ny zanany mba ampirindry indray ny tokatrano izay … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Mahajanga-Notam, Fanambarana Rajoelina. Le boomerang.

Cette galerie contient 2 photos.

M3TVMahajangaOfficielle  ANTSO AN TARIBY NY FANAOVAN’I ANDRIAMATOA ANDRY RAJOELINA T@ VAHOAKA TONGA HITSENA AZY. Nisy andian-jatovo niandry ny « Tso-drano » !!! – Tsiahy : Ambilobe, 8 Marsa 2018. Fetin’ny Vehivavy, Tonga i Tgv. Mahajanga, 30 Marsa 2018. Fitokanana lalana (300m), asam-panjakana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Ankadikely, Sabotsy Namehana, Ilafy-Fofikri, 10 Febroary 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Nividy menakely « Dada » no nizara tamin’ny olona nanatrika teo  gvalosoa | Fév 10, 2018. Mihinana menakely eto Ankadikely Arp Helisoa  10 febroary 2018, niantsena teto amin’ny tsenan’ny Sabotsy Namehana. Fihaonana mivantana hahafantarana bebe kokoa ny zavatra iainan’ny mponina. Henoko ny tarainanareo amin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Ankazobe, 29 Janoary 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Ankazobe. . Miaiky aho fa n ‘aiza n’aiza aleha dia tototry ny olona ny Filoha Ravalo.Ilay fahatsorany miresaka sy mifanosina @ vahoaka dia manintona mora foana.Tsotra tsy misy filirolirony na arofenitra fa tonga dia mambabo fo n’a kely n’a lehibe.Tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 22-23 Septambra 2017. Mitsidika… Toamasina, Fenoarivo-Atsinanana, Soanierana Ivongo .

Cette galerie contient 3 photos.

Arp Helisoa   Rehefa mandalo dia mifampiresaka sy mifampidinika hatrany . Dada migadona ao Fenoarivo Atsinanana Arp Helisoa Cahier zao no tena ilaina , nandalo tsena i Dada dia nividy cahier ho an‘ireo ankizy Arp Helisoa  Ny filoha Marc Ravalomanana nandalo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 13 Jolay 2017. Ravalomanana mivady, prefet, PM, Tim, P. Rabary, Gtt, Jirama… Arp Helisoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 3 photos.

– Fetim-pirenena Frantsay Hanatrika ny 14 jolay i Dada sy Neny   Hankalazaina rahampitso 14 jolay ny fetim-pirenena Frantsay, tsy any Frantsa ihany no misy fankalazana rahampitso fa saika amin’ireo tany misy Masoivohon’i Frantsa manerana izao tontolo izao dia hisy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Faha 15 taonan’ny TIM. Ny 8 Jolay 2017 eny Mahamasina. GValosoa.

Cette galerie contient 2 photos.

Faha-15 taonan’ny TIM sy ho an’ny mpomba an’i Dada     8 jolay 2017, foto an-dehibe eo amin’ny Kianjaben’i Mahamasina   Hankalazaina ny faha-4 ny volana jolay ho avy izao ny faha-15 taonan’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), antoko natsangan’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Flash Info, 3/05/2017. Faravohitra. Antokon’ny Filoha Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Guy Rivo Randrianarisoa. 3/05/2017.   Fihaonana niarahan’ireo mpikambana ao amin’ny birao politika TIM sy ireo olomboafidy rehetra avy amin’ny antoko TIM androany 3 May 2017 tetsy faravohitra. Nisy ny fanapahankevitra lehibe noraisina ka ho lazaina afaka fotoana fohy. – Arp … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire