Archives par mot-clef : TIM

Ny Valosoa, 10 Oktobra 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

– Fanalana ny fako amin’ny dabam-pako Tsy vitan’ny SAMVA sy ny fanjakana ny asany Tsy vitan’ny SAMVA sy ny fanjakana mihitsy hatramin’izao ny fanalana ny fako amin’ny dabam-pako. Ankoatra izany kosa anefa, manohy ny asa fanadiovana ny tanànan’Antananarivo ny Kaominina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

HVM vs TIM, 10 Oktobra 2017. Andry Tsiavalona.

Cette galerie contient 2 photos.

HVM vs TIM: Raha milaza ho baka mahay manorirana ny an-daniny, kirongo tsy misy hidirana kosa ny an-kilany gvalosoa | Oct 10, 2017 Ady goavana misy fiantraikany amin’ny fiainam-bahoaka sy ny sehatra rehetra eto amin’ny Firenena, ambonin’ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Gazety Valosoa, 09 Septambra 2017. . Antananarivo, Raharam-pirenena, Fifidianana…

Cette galerie contient 2 photos.

– Ben’ny tanàna HVM Tetikasan’ny Filohampirenena no ibodoana tanin’olona Solohery  Isan’ny mampalaza an’i Vakinankaratra sy ny ady eny anivon’ny fitsarana ny manodidina ny resaka ady tany. Saika io resaka ady tany nandritra fitondrana tetezamita  ka hatramin’izao satria toa isan’ny sehatra … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 07 Septambra 2017. Ny Fiainam-pirenena.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Filoha Ravalomanana: efa fiainany isan’andro ny fiangonana sy ny fivavahana Misy tato ho ato ny sokajin’olona miteny amin’ny gazety fa tsy tokony atao fitaovana politika ny fivavahana . Fomba fijery avy ety ivelany izany . Malalaka koa ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

NY Valosoa, 08 Aogositra 2017 (I). Marc Ravalomanana, Ankaboka, Epp Malagasy, Fifidianana 2018…

Cette galerie contient 2 photos.

  – Tena akaiky ny olon-drehetra Faritra maromaro teto amin’ny Nosy tany amin’ny faritra atsimo atsinanan’ny Nosy iny, tany amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany sy tany amin’ny faritra atsimo andrefan’ny Nosy iny no notsidihan’ny filoha Marc Ravalomanana ny herinandro lasa teo, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 27 Jolay 2017 (I). Mahafaly Olivier sy ny Kolikoly. Rivo Rakotovao sy ny Tim. Fampihavanam-pirenena, tsy nisy ary tsy hisy!

Cette galerie contient 2 photos.

– Raharaha Claudine Razaimamonjy Andrasana ny momba an’i Mahafaly Olivier   Raha somary nangingina tao ho ao ny raharaha Claudine Razaimamonjy, na ny raharaha fanodinkodinam-bolam-panjakana mahavoasaringotra ity mpandraharaha ara-toekarena, mpanolotsaina manokan’ny filohampirenena ity, mitohy indray ny fanadihadiana lalina mikasika izany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Kolonely Coutiti, 17 taona tany Tsiafahy.

Cette galerie contient 2 photos.

Kolonely Coutiti Mila ady amin-dRavalomanana indray 20/07/2017 Mitombo hatrany ireo irakiraka alefan’ny fitondrana HVM any anaty haino aman-jery hanaratsy an’i Marc Ravalomanana. Ny kolonely Coutiti indray no nipoitra sy niteny omaly. Ingahy Ravalomanana dia efa fantatra fa tsy tiam-bahoaka fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 18 Jolay 2017. Ireo vaovao misongadina. Gervais Rakotoarimanana, Ny Fitondrana tsy mahomby, Hvm, Tim …

Cette galerie contient 2 photos.

– Miaha-vaky ny sambon’ny fitondrana Tsy te ho tratra farany ny ministra Gervais R.   Ity no tonga amin’ilay fitenenana hoe: miha-vaky ny sambon’ny fitondrana ka tsy te ho tratra farany ny ministra Gervais Rakotoarimanana, ministry ny fitantanam-bola sy ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Nametra-pialana Atoa Gervais Rakotoarimanana ministry ny vola. Démission du ministre des Finances.

Cette galerie contient 2 photos.

– . 17/07/2017 – 11:30 : Governemanta: Nametra-pialana androany tamin’ny 11 ora ny Minisitry ny vola sy ny tetibola Gervais Rakotoarimanana, araka ny fanambarana nataony tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny Hotely Carlton. Omaly hariva no efa saika hanao fanambarana ny tenany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Tany tsy misy lalàna », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 6 photos.

TANY TSY MISY LALANA ?   Tsy hitan-dRaforsa izay hovonjena. ( Tsy nahavaha olana angaha ny malety?) Tsy mety milamina ny firenena, Mitombo isan`andro ny zava-tsy mety.   Vao mainka nangidy ny faharesena Fa tsy azo nahodina ny fitsarana ? … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire