Archives par mot-clef : Toamasina

Tsena Bazar kely, Mangarivotra – Toamasina, 23 Febroary 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

23 fév. 2018 – BAZARIKELY Toamasina: Voaporofo indray eto fa mahay mifandray amin’ny rehetra izy. Mahazatra ny Filoha RAVALOMANANA ny mifandray mivantana amin’ny olona ka tsy nihafahafa izy midina eny antsena.Mandroso Randria    – Mangarivotra. Nangataka fanampiana ny hanadiovana ity … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Vary simba tao Toamasina. Misy ifandraisany amin’ny Silamo mpampihorohoro ?

Cette galerie contient 2 photos.

Aferana vary simba tao Toamasina Misy ifandraisany amin’ny Silamo mpampihorohoro ? 12/12/2017 Anio no hiakatra eo anivon’ny tonia mpampanoa lalàna Toamasina ireo teratany Pakistanais telo lahy tratra tamin’ilay resaka vary lo sy efa simba.  Araka ireo porofo eo am-pelatanan’ny zandary … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Fiara halatra, Mafia Karana ao Toamasina no atidoha.

Cette galerie contient 2 photos.

. Fiara halatra avy any ivelany Mafia Karana no atidoha Mbola mitohy hatrany ary hitan’ireo mpanaraka amin’ny alalan’ny fampahalalam-baovao maneran-tany ny fisiana halatra fiara raitra izay miroborobo fatratra any Eoropa ankehitriny.  Hamafisin’ireo gazety vahiny ireo fa tambajotra na mpangalatra matihanina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Famosaviana ny Malagasy Vary simba 2310 gony tratra tany Toamasina.

Cette galerie contient 2 photos.

Famosaviana ny Malagasy Vary simba 2310 gony tratra tany Toamasina 08/12/2017 Famosaviana tsotra izao ! Vary nohafarana avy any Pakistan an’arivony gony no tratra tany Toamasina omaly. Vary lo izy ireo. Teratany Pakistaney no fantatra fa tompony. Tsy mitsahatra midina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Toamasina, 27 Septambra 2017. Tim, Marc Ravalomanana nanome fihofanana ireo mpikambana.

Cette galerie contient 2 photos.

Tamin’ny fandalovan’ny filoha nasionalin’ny antoko TIM Marc Ravalomanana tao Toamasina dia nihaona tamin’ireo mpitarika ny TIM tao antoerana nanome fihofanana azy ireo i DADA. Arp Helisoa.  Gazety Valosoa Rakoto.Le président Ravalomanana a formé les militants du Tiako-I-Madagasikara lors de son passage … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 22-23 Septambra 2017. Mitsidika… Toamasina, Fenoarivo-Atsinanana, Soanierana Ivongo .

Cette galerie contient 3 photos.

Arp Helisoa   Rehefa mandalo dia mifampiresaka sy mifampidinika hatrany . Dada migadona ao Fenoarivo Atsinanana Arp Helisoa Cahier zao no tena ilaina , nandalo tsena i Dada dia nividy cahier ho an‘ireo ankizy Arp Helisoa  Ny filoha Marc Ravalomanana nandalo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 12 Aogositra 2017 (II). Ao Andapa ao, Antsiranana, Foulpointe, Ihosy…

Cette galerie contient 2 photos.

– AO AN-DAPA AO   Isaky ny alarobia dia re fa misy fanovàna Ireo tale sy olobe mitana andraiki-panjakana. Alàna ny etsy , saingy indrisy, tsy mba vaovao no solony, Fa toa ny tranainy ihany , izay “tsy taviny, tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 12 Aogositra 2017 (I). Marc Ravalomanana-Toamasina, Fampihavanana (CFM), Krizy, vola …

Cette galerie contient 2 photos.

– Ambatomanga, Toamasina Rôla hatrany ny filoha Ravalomanana Tato anatin’ny andro maromaro izao dia tsy mipetraka mihitsy ny filoha Marc  Ravalomanana, filohan’ny komitin’ny jobily fankalazana ny faha-50 taonan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM), sady filoha nasionalin’ny antoko Tiako i … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Vary sinoa, 19/06/2017. Hery Rajaonarimampianina tany Toamasina. J- L. Randriamihoatra. TiaTanindrazana…

Cette galerie contient 3 photos.

    #Raharahambahiny ENAWO … VARY SINOA Aza afinafenina moa aiza avy ireo tany malagasy « nomena » ho trandrahan’ny Sinoa (ara-dalàna, na an-kerisetra), toy ny amoahana ny vaovao mikasika ny « famatsiana » tahaka ity : – – – Noraisin’ny Filoha Rajao, androany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Hetraketraka. Vahiny iray aza tsy voafehy (Toamasina, Antananarivo).

Cette galerie contient 2 photos.

    Fanaovana an-keriny fananan’olona tao Toamasina Niakatra eto Antananarivo indray ilay teratany vahiny 06/06/2017 Tantara tsy misy fiafarany hatreto ny mahakasika ilay teratany vahiny mpietraketraka ao Toamasina. Raha ny loharanom-baovao azo avy any an-toerana, taorian’ilay fihetsiketsehana goavana nataon’ity rangahy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire