Archives par mot-clef : Tovo Ratovonomenjanahary

« Vavaka », Tovo Ratovonomenjanahary.

Cette galerie contient 2 photos.

  Vavaka   Ry Jesosy Tomponay Mpanjaka Zanaky ny Ray Mba mamelà re ny helokay Fa tena diso hatramin’izay Raho-mainty mitatao Korontan-dava, raorao Tsy misy miafina Aminao Iainanay hatramin’izao Vao omalin’ny omaly Vahoaka maro niara-paly Indray naratra sy nijaly Nampidirina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« J’ai honte de mon président ». Madagasikara misaona. Sary…

Cette galerie contient 2 photos.

Ministre des Finances (2010-2013). Président de la République, depuis Janvier 2014. Il figure sur la liste des 109, les personnes condamnées par la Communauté INT (putsch et crime). – Misaona. – Beroroha. – Mahamasina – Jadona, Fahantrana – BEROROHA, 31 maty. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

« Kizo sy Fahoriana », novolenareo ary mbola mitohy »… Nary, Chris, Nitiah, Tovo.

Cette galerie contient 2 photos.

– – – – – – – – – – – – – – – – – – – – – – – – VAHOAKA MALAGASY   Vahoaka miaritra… Vahoaka mangina Hendry be foana…na ampahoriana Mpitondra miliba ary manala azy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

« 26 jona 2016 », Tovo Ratovonomenjanahary.

Cette galerie contient 2 photos.

26 jona 2016   Mahaleotena hoe i Madagasikara? Manontany tena ireo mba te-hahalala Fa inona tokoa re no tena zava-misy? Ireo mpitondra antsika, mandainga jiaby indrisy. Ny toe-karenan-tsika, lazainy fa voafehiny Kanefa aiza akory? Vao maika koa potehiny Ny tanindrazana … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Beroroha », Tovo Ratovonomenjanahary. Condoléances des Americains. Menatr’aho ry Fanjakana.

Cette galerie contient 2 photos.

Beroroha.   Na iray minitra monja aza Dia tsy mba foiny ho azy ireo O ry zalahy ao Tsimbazaza a! Fa mba aiza ianareo? Malagasy am-polo maro No indray nalatsaka aina Ry vahoaka ô! Mitambara Fa tsisy mpihaino ny taraina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire