Archives par mot-clef : Voahangy Rajaonarimampianina

Voahangy Rajaonarimampianina, vola avy aiza daholo ireny ampiasainy ireny ? Ny Valosoa.

Cette galerie contient 3 photos.

Voahangy  Rajaonarimampianina Tsy mazava ny vola mirarakompana zarainy etsy sy eroa Tsy mazava amin’ny Malagasy intsony  izay fomba  ahazoan’ny vadin’ny filohampirenena  Voahangy Rajaonarimampianina volabe  entina  hideraderàna  sy hidedadedahana  hanaovana  ireo  lazaina  fa  asa soa   etsy sy eroa.  Tamin’ireo  vadina filohampirenena … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina sy ny karana (Filatex). Fanomezana !!!

Cette galerie contient 2 photos.

Volam-panjakana (hetra) ? . Rangorindralesoka Zanakandriana  23 mai· Antananarivo, Atsimo-Andrefana, Madagascar · Nizara fanomezana hoan’ny mpiasan’ny FilatX miisa anarivony maro Rtoa Voahangy omaly. Ny Filatx izay niteraka resabe hatrany tamin’ny vahoaka. Karàna moa no mpitantana ny Filatx araka ny sary nandritry … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina. Ministra vaovao. GValosoa, Mcm-Tanà, Jean-L.Randriamihoatra. Tribune M/car.

Cette galerie contient 2 photos.

– Les nouveaux ministres du gouvernement de combat sont arrivés par gvalosoa | avr 20, 2017 D’après les informations, un remaniement du gouvernement a eu lieu cet après-midi…Pourquoi un remaniement à cet instant précis, est-ce pour couvrir l’affaire Claudine Razaimamonjy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Corruption. Le couple Rajaonarimampianina, Patricia Andriamana (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

. Sola niaraka ihany, rasta ty vao mifanary” Avec un courage suicidaire si on peut appeler cela du courage, Rajao persiste et signe quitte à dénigrer tous ce qui lui barre la route. Stratégie? Bien sûr, c’est l’évidence même, tous … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Antanimbarinandriana, CUA-Jovenna. Lasa fitaovana ny vadin’i Hery Rajaonarimampianina.

Cette galerie contient 2 photos.

– Mandroso Randria .9 février, · Re nandritra ny Vaovao Radio Antsiva – 9 febroary 2017 : Nidina teny antoerana Ingahy Narison sy Rabary Paul, minisitry ny fanajariana ny tany sy ny fanabeazampirenena, nijery ifotony ny fandroson’ny asa fanorenana ny Bibliothèque ao … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Olan’ny vadina filohampirenena », Jean-Luce Randriamihoatra.

Cette galerie contient 3 photos.

. Jean-Luce Randriamihoatra. 8/02/2017. #Fitantanana   OLAN’NY VADINA FILOHAMPIRENENA   Tsy misy, raha ny fahafantaranay azy, ny Lalàna manoritra sy mifehy ny asa sy ny tetibolana Vadin’ny Filohampirenena. Fa ny fantatray dia misahana ny « asa sosialy » eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Voahangy Rajaonarimampianina Halan’olona, fa nahoana ? » TiaTanindrazana.

Cette galerie contient 2 photos.

Voahangy Rajaonarimampianina Halan’olona, fa nahoana ? 17/09/2016   Tao anatin’ny 56 taona nahazoantsika ny fahaleovantena dia maro ireo vadina filoham-panjakana nifanesy teto samy nanana ny nampiavaka azy avokoa. Tsy dia nitsabaka loatra tamin’ny resaka fitantanana ny raharaham-panjakana ny ankamaroany afa … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Ireto vehivavy ireto kay zany no tompon’ny tanàna! » Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 1 photo.

  Ireto vehivavy ireto kay zany no tompon’ny tanàna! Mazava ankehitriny araky ky lahatsoratra omaly fa ireto vehivavy ireto, tsy izay izany fa i Voahangy Rajaonarimampianina, Claudine Razaimamonjy, Nicole Andrianarivoson ary i Herisoa Razafindrakoto no tena manana anjara lehibe amin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Manao ny ataony indray i Voahangy! » Rivo Albert. « Une première dame unique… Patricia Andriamana. (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 3 photos.

–  Rivo Albert. 5 Juillet 2016. Manao ny ataony indray i Voahangy! Mampiteny ny anarany indray ny « premiere dame ». Raha ny loharanom-baovao azo dia i Voahangy mihitsy no tsy nanaiky fa tsy maintsy laniana farak’izay haingana eny amin’ny antenimieram-pirenena ilay … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Vikina hankaiza ? », Mamitiana Randrianarison.

Cette galerie contient 2 photos.

  VIKINA HANKAIZA?   Vikina iray… Vikina roa… Esorina ialahy fa tsy tian-dramatoa Andehana amin’izay moa entin’ny rivotra Mba miala moa lesy fa aza mizizotra a Vikina iray… Vikina roa… Aza tia mieraera fa ekeo io aloha Izay ve dia … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire