Archives par mot-clef : Zanahary

Les jumeaux maudits de Madagascar… Mananjary…Une si belle région et des personnes admirables. Tristes réalités.

Cette galerie contient 1 photo.

– REPORTER – Ils sont maudits par la tradition. Sur le territoire des Antaboques, à Madagascar, les jumeaux sont rejetés dès leur naissance par leurs parents. Dans un pays où 85% de la population vit sous le seuil de pauvreté, … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Zanahary tokana », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 3 photos.

Zanahary Tokana   Maloka sy mangingina, Hendratra sy maina sina Hetraketraky ny adala, Namoizana malala… Valifaty fankahalàna, Tsy voafehin’ny lalàna, Fo maloto diso lalana, Nivily ka tsy voasakana Erantany be ny maty, Nohon’ny vola, valifaty Ady tany sy harena, Nohon’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Es-tu le Dieu ? », « La passion », « Zanahary », Christiane Ramian, MCM de Paris.

Cette galerie contient 2 photos.

– « Es-tu le Dieu ? », Christiane Ramian. Publié le 22 mai 2016par Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris Es-tu le Dieu ?   Qui es tu, petit humain prétentieux Pour prétendre savoir la volonté de Dieu, Pour décider le sort de … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

« Fony aho nanaraka ilay Zanahary », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 2 photos.

« Fony aho nanaraka ilay Zanahary »   Fony aho nanaraka Ilay Zanahary Tsy nahay nanasaraka Ireo zava-boary Ny herin’ny fihavanana No nololohaviko Ny trano fivavahana Dia ny mpianakaviko Nohajaiko ny taniko Sy ireo Razambeko Tsy nisy nindramiko Na koa nomeko Ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Tenin-drazana. Ampanajana no andefasana ity fangatahana ity.

Maro ianareo malagasy mipetraka ao antanin-drazana no mandalo kely ato amin’ity trano-kala ity. Ho antsika aty ivelany koa, dia fangatahana ity, sao misy aminareo izay mamaky no mba eo akaikin’ireo mpitondra ireo. Aminy alalany fifandraisana isan-karazany (asa, fiangonana, fianakaviana…) no ato antsaiko. Tsy somonga na mananihany ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , | Laisser un commentaire