Archives du blog

Marc Ravalomanana, 26/04/2017. Faritra SAVA, Antalaha. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 3 photos.

Guy Rivo Randrianarisoa. 26/04/2017. Sambava-Antalaha: Lalana na autoroute Ravalomanana no fiantson’ny vahoaka aty ity lalana ity. Vita tsara ary mbola tsara. Tsy hadino ndry zareo mihitsy. Mitohy ny dianay. Marc Ravalomanana – Ofisialy. 26/04/2017. Tongasoa eto Antalaha, mahafaly ny fandraisana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 25/04/2017. Faritra SAVA. Ampanefena, Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa. 25/04/2017.  Mihaona amin’ireo mponina ao Ampanefena eo anelanelan’’i Sambava sy Vohemar ny filoha nasionalin’ny Tiako i Madagasikara Marc Ravalomanana io maraina io, . . Marc Ravalomanana – Ofisialy Mitohy ny dia makany Vohemar, nandalo teto Antsirabe Nord sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Antsirabe, 25/04/2017. Fiangonana Katolika, Fiombonam-bavaka lehibe .

Cette galerie contient 2 photos.

. Aina Mirado Tsiferana Andriana‎ à KRISTIANA MIFANAMPY 24/04/2017.   FIANGONANA KATOLIKA : Rahampitso Talata 25 Avril 2017 dia hanatanteraka Fiombonam-bavaka lehibe hitondrana am-bavaka ny tsy fandriampahalemana sy ny herisetra isankarazany mihatra amin’ny ECAR [ EGLISE CATHOLIQUE ETO MADAGASIKARA ] manerana ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo, 24/04/2017. Fivoriana: Kianja Ambohijatovo, Tany Antanimbarinandriana…

Cette galerie contient 2 photos.

CUA serasera. 24/04/2017. Noresahana nandritra ny Fivorian’ny Mpanolontsaina Monisipaly ny Alatsinainy 24 Aprily fa ny kianjan’ny Demokrasia Ambohijatovo dia mijanona amin’izay anarany izay ihany fa tsy misy ny eritreritra hanaovana tsena , hisy rahateo ny fikolokoloana sy ny fikojakojana ;Nanazava … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Niverina eny @ hopitaly (HJRA) Rtoa Claudine. Ireo 500 000 000 Ariary nanjavona, iza daholo ?

Cette galerie contient 2 photos.

FANAMBARANA. Dia natao teny frantsay, fa angaha tsy MALAGASY isika mianakavy ? . – Bernard Rasolonjatovo a partagé la publication de Ramirina Rakotomalala. 25/04/2017. « FISAINANA MITAFOTAFO NO ATOLOTRA ANAREO REHETRA MANANDRATRA AVO NY TENY MALAGASY » – Claudine Razaimamonjy Hanao ampamoaka … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo, 24/04/2017. Dinik’asa, ny Fitaterana (Taxi be) sy ny CUA.

Cette galerie contient 2 photos.

. CUA serasera. 24/04/2017. Fivoriana niarahan’ny Fitaterana eto Antananarivo sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra Nisy ny fivoriana izay niarahan’ny 61 Fitaterana andRenivohitra (taxi be) UCTU sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra izay notarihan’ny Talen’ny Fitaterana Raveloson Landy tao amin’ny Tranompokonolona Analakely … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 24/04/2017. Faritra SAVA. Sambava, Andapa. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa. 24/04/2017. Ny filoha Marc Ravalomanana any amin’ny faritra SAVA . – Mandroso Randria avec Guy Rivo Randrianarisoa.  24 avril 2017 – SAVA: Mitsidika ny any amin’ny Faritra SAVA ny Filoha Ravalomanana . Mandroso Randria avec Arp Helisoa 24 avril … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Macron Emmanuel. Elections présidentielles françaises 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

Bobigny : « Je suis candidat à la présidence de la République », déclare Macron. Publié le 16 novembre 2016par Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris . – « Je suis candidat à la présidence de la République »   Après plusieurs minutes de discours, … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Nodimandry ny namana Mahery Tianasoa fantatra amin’ny anarana hoe « Mahery mpanentana Magro » Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

. . Daniel Rakotoarisoa  avec Hanitriniaina Razafimanantsoa. 23/04/2017 Amin’alahelo lehibe no ilazana amintsika namana sy tapaka rehetra fa nodimandry androany ny namana Mahery Tianasoa fantatra amin’ny anarana hoe « Mahery mpanentana Magro ». Mirary fiononana feno ho an’ny vady aman-janany sy ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo, 22/04/2017. Fivoriana ara-potoana : Taxi, Ametis, Easypark.

Cette galerie contient 2 photos.

CUA serasera. 22/04/2017 FIVORIANA ARA-POTOANAN’NY FILANKEVITRA MONISIPALY TAXI-BE – TAXI – AMETIS – EASYPARK Mitohy hatrany ny Fivoriana ara-potoana tanterahan’ny Filankevitra Monisipalin’ny Tananan’Antananarivo ny Zoma 21 Aprily 2017 tetsy amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely . Nifampiresaka nivantana hikatsahana ny vahaolana ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire