Archives quotidiennes : 19 Mai 2015

Lalao Ravalomanana. Ben’ny Tananan’ Iarivo. Sary.

Cette galerie contient 2 photos.

Ny MCM de Paris dia manohana an-dRamatoa Lalao Ravalomanana. Nindramina taminy namana « Vikina ho an’ny Tanindrazana » ny sary « logo ». Misy sary koa navoakan’ ny  trano-kala « My Dago », « Madagasikara Malalako », « Tsimok’i Gasikara », « GTT Int Genève », « Tim-Mouvance Ravalomanana », « Tananews », « Tia Tanindrazana »… Ary … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire

Tsy rariny loatra. Potika ny Firenena.

Cette galerie contient 2 photos.

Norobainareo ny Fanjakana, dia potika tanteraka amin’izao fotoana izao. Feno fako ny tanana, ny vahoaka mahantra, maloto. Tsy misakafo sady resin’ny aretina isan-karazany. Namidinareo taminy vahiny sy ny karana ny Tanindrazana. Dia mbola miziriziry ihany ireto « tsy maty manota ». Olona … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire