Cette galerie contient 2 photos.
Filoha ravalomanana sy rajaonarimampianina : nihaona teny iavoloha androany Solo Razafy. Nihaona nandritra ny adin’ny iray sy sasany (1h30), teny amin’ny lapa-panjakana Iavoloha , androany maraina , ny filoha Ravalomanana Marc sy Andriamatoa Rajaonarimampianina Hery .Nigadona teo amin’ny Lapa izay niasany taloha ary nampidirin’ireo … Lire la suite