Rajao, midongy… Fanirisoa Ernaivo.

HCC logo

Tsy tokony hohadinoina fa ny didin’ny HCC momba ny déchéance an’ny Filoha dia nanaiky fa nisy fahadisoana nataony mahakasika ny tsy fametrahana ny haute cour de justice tao anatin’ny fepotoana napetraky ny andininy faha 167 ny lalampanorenana.
Amin’ny ankapobeny, ny olona diso dia na:

– Saziana
-Manonitra (réparation) ny fahadisoana nataony ;

Tsy izay no zavamisy fa ilay olona voalaza fa diso indray no midongy sy mametraka fepetra maro be!
Hitsiny ve izany ? Rariny ve?

Fanirisoa Ernaivo. 09/06/2018.

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire