Archives quotidiennes : 16 Mai 2018

Ny Valosoa Vaovao, 15 May 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

  Kianjan’ny 13 mey Analakely Hotaperina amin’ity herinandro ity ny tolona Mitohy hatrany ny tolona etsy amin’ny kianjan’ny 13 Mey tarihan’ireo Solombavambahoaka miisa 73 ho an’ny fanovana ho an’ny omaly Alatsinainy . Nivoitra tamin’io omaly io fa hotaperina amin’ity herinandro … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué | Laisser un commentaire

« Rajao sy ny hetsi-bahoaka », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

. RAJAO SY NY HETSI-BAHOAKA   Kivy dia kivy ny fo sy ny saiko Fa tena hifarana ity ny tantarako. Maro ny tetika mba nampiasaiko, Kanefa ho voakosoka ihany ny anarako.   Ilay “zandry kely” no tratra voalohany, Voan`ny dakako … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire