Jobily Fjkm-Tsiroanomandidy, 27 May 2018. Marc Ravalomanana.

Tsiroanomandidy Marc4

« Faly aho miarahaba ireo Reny rehetra noho ny fetiny androany. Mirary ny fitahian’Andrianamanitra feno ho anareo Reny, izay iankinan’ny fiainan-tokantrano, miahy, manabe ny zanaka sy ny manodidina.
Zava-dehibe ny fanompoam-pivavahana niarahana tamin’ny synaodamparitany Tsiroanomandidy sy ny prezida synodaly vaovao, Rajaonera Rodin mpitandrina androany. Miarahaba azy ary mirary soa azy amin’ny andraikitra ankinina aminy.
Fotoana nanaovana tatitra ihany koa ireo fotodrafitrasa tsangambaton’ny jobily faha-50 taonan’ny FJKM sy ny 200 taona nidiran’ny LMS teto Madagasikara ny androany.
Mankasitraka ny ezaka sy ny fandraisan’anjaran’ny tsirairay amin’ny fampandrosoana ny Fiangonantsika. »

Marc Ravalomanana – Ofisialy. 27/05/2018.

Tsiroanomandidy Marc9

Tsiroanomandidy Marc1

Tsiroanomandidy Marc8

Tsiroanomandidy Marc6

Tsiroanomandidy Marc2

Tsiroanomandidy Marc5

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire